Asan'ny Apostoly 15:29 MG1865

29 dia ny hifadianareo ny hena aterina amin'ny sampy sy ny rà sy ny zavatra kendaina ary ny fijangajangana; raha mahatandrin-tena hifady izany ianareo, dia ho soa. Veloma ianareo.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 15

Jereo Asan'ny Apostoly 15:29 amin'ny teny manodidina.