36 Ary rehefa afaka andro vitsivitsy, dia hoy Paoly tamin'i Barnabasy: Andeha isika hiverina hamangy ny rahalahy any amin'ny tanàna rehetra izay efa nitoriantsika ny tenin'ny Tompo, hahitantsika izay toetrany.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 15
Jereo Asan'ny Apostoly 15:36 amin'ny teny manodidina.