12 Ary nony niala teo izahay, dia nankany Filipy, izay tanàna voalohany amin'izany zara-tanin'i Makedonia izany sady zana-panjakana; ary nitoetra teo amin'izany tanàna izany andro vitsivitsy izahay.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 16
Jereo Asan'ny Apostoly 16:12 amin'ny teny manodidina.