15 Ary rehefa natao batisa ravehivavy mbamin'ny ankohonany, dia nangataka izy nanao hoe: Raha ataonareo ho mahatoky amin'ny Tompo aho, dia midìra ao an-tranoko ka mitoera ao. Dia nanery anay izy.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 16
Jereo Asan'ny Apostoly 16:15 amin'ny teny manodidina.