3 Koa tian'i Paoly ho entiny miaraka aminy izy; dia nalainy izy ka noforany noho ny Jiosy tany amin'izany tany izany, satria fantatr'izy rehetra fa jentilisa rainy.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 16
Jereo Asan'ny Apostoly 16:3 amin'ny teny manodidina.