34 Ary rehefa nentiny niakatra ho ao an-trano izy roa lahy, dia norosoany hanina teo anoloany, dia nifaly indrindra izy mbamin'izay rehetra tao an-tranony, satria efa nino an'Andriamanitra.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 16
Jereo Asan'ny Apostoly 16:34 amin'ny teny manodidina.