11 Ary ny toe-panahin'ireo dia tsara noho ny tao Tesalonika; satria nandray ny teny tamin'ny zotom-po indrindra ireo ka nandinika ny Soratra Masina isan'andro, na marina izany, na tsia.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 17
Jereo Asan'ny Apostoly 17:11 amin'ny teny manodidina.