Asan'ny Apostoly 17:13 MG1865

13 Fa raha ren'ny Jiosy tany Tesalonika fa Paoly nitory ny tenin'Andriamanitra tany Beria, dia nankany izy ka nampikotrana sy nampitabataba ny vahoaka.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 17

Jereo Asan'ny Apostoly 17:13 amin'ny teny manodidina.