23 Fa raha nandeha aho ka nandinika izay zavatra ivavahanareo, dia nahita alitara anankiray misy izao soratra izao: HO AN'IZAY ANDRIAMANITRA TSY FANTATRA. Koa izay ivavahanareo, kanefa tsy fantatrareo, dia izany no toriko aminareo,
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 17
Jereo Asan'ny Apostoly 17:23 amin'ny teny manodidina.