Asan'ny Apostoly 17:31 MG1865

31 satria Izy efa nanendry andro iray, izay hitsarany izao tontolo izao amin'ny fahamarinana amin'ny alalan'ny Lehilahy iray voatendriny, koa efa nanome vavolombelona hampino ny olona rehetra izany Izy tamin'ny nananganany Azy tamin'ny maty.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 17

Jereo Asan'ny Apostoly 17:31 amin'ny teny manodidina.