Asan'ny Apostoly 18:18 MG1865

18 Ary Paoly mbola nitoetra teo andro maromaro ihany, ary rehefa nanao veloma ny rahalahy izy, dia niondrana an-tsambo nankany Syria, ary Prisila sy Akoila niaraka taminy koa; ny volon-dohany nohetezany tany Kenkrea, satria efa nivoady izy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 18

Jereo Asan'ny Apostoly 18:18 amin'ny teny manodidina.