25 Izany lehilahy izany efa nampianarina ny lalan'ny Tompo; ary nafana fo izy, dia niteny sy nampianatra marimarina ny amin'i Jesosy, kanefa ny batisan'i Jaona ihany no fantany.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 18
Jereo Asan'ny Apostoly 18:25 amin'ny teny manodidina.