13 Ary nisy Jiosy sasany, mpiriorio mamoaka fanahy ratsy, izay ninia nanonona ny anaran'i Jesosy Tompo koa teo ambonin'ny manana fanahy ratsy ka nanao hoe: Mampianiana anareo amin'i Jesosy Izay torin'i Paoly aho.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 19
Jereo Asan'ny Apostoly 19:13 amin'ny teny manodidina.