6 Ary rehefa nametrahan'i Paoly tanana izy, dia nilatsaka taminy ny Fanahy Masina; ary niteny tamin'ny teny tsy fantatra izy sady naminany.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 19
Jereo Asan'ny Apostoly 19:6 amin'ny teny manodidina.