Asan'ny Apostoly 2:18 MG1865

18 Ary ny mpanompoko, na lahy na vavy, Dia handatsahako ny Fanahiko amin'izany andro izany, Ka dia haminany izy;

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 2

Jereo Asan'ny Apostoly 2:18 amin'ny teny manodidina.