29 Ry rahalahy, aoka aho mba hilaza aminareo marimarina ny amin'i Davida patriarka, fa efa maty izy ka nalevina koa, ary ny fasany eto amintsika mandraka androany.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 2
Jereo Asan'ny Apostoly 2:29 amin'ny teny manodidina.