Asan'ny Apostoly 21:24 MG1865

24 raiso ireo ka manadiova ny tenanao miaraka aminy, ary mandoava ny vola ho lany mba hanaratany ny lohany, ka dia ho fantatry ny olona rehetra fa tsinontsinona izay zavatra namokisana azy ny aminao, fa ianao aza mandeha manaraka ny lalàna kosa.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 21

Jereo Asan'ny Apostoly 21:24 amin'ny teny manodidina.