Asan'ny Apostoly 21:28 MG1865

28 ka dia niantso hoe: Avia, ry lehilahy Isiraely, fa io no lehilahy mampianatra ny olona rehetra ombieniombieny manohitra ny olona Isiraely sy ny lalàna sy ity fitoerana ity, sady nampiditra jentilisa teo an-kianjan'ny tempoly izy ka nandoto ity fitoerana masina.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 21

Jereo Asan'ny Apostoly 21:28 amin'ny teny manodidina.