30 Dia nifanaritaka be ihany ny tao an-tanàna rehetra, ka nihazakazaka nivory ny olona; ary Paoly dia nosamboriny ka nosarihany hiala eo an-kianjan'ny tempoly; ary niaraka tamin'izay dia narindrina ny vavahady.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 21
Jereo Asan'ny Apostoly 21:30 amin'ny teny manodidina.