38 Moa tsy ianao va ilay Egyptiana, izay nampikomy ny olona fahiny ka nitarika ny efatra arivo lahy mpitondra lefom-pohy nankany an-efitra?
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 21
Jereo Asan'ny Apostoly 21:38 amin'ny teny manodidina.