40 Ary Paoly, rehefa navelany, dia nitsangana teo amin'ny ambaratonga ka nanofa tanana tamin'ny olona. Ary rehefa nangina tsara ny olona, dia niteny mafy tamin'ny teny Hebreo izy ka nanao hoe:
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 21
Jereo Asan'ny Apostoly 21:40 amin'ny teny manodidina.