Asan'ny Apostoly 21:8 MG1865

8 Ary nony ampitso dia niala teo izahay ka tonga tany Kaisaria ary niditra tao an-tranon'i Filipo evanjelista, izay anankiray tamin'izy fito lahy, dia nitoetra tao aminy izahay.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 21

Jereo Asan'ny Apostoly 21:8 amin'ny teny manodidina.