Asan'ny Apostoly 22:22 MG1865

22 Ary ny olona nihaino azy hatramin'izany teny izany, dia nanandratra ny feony ka nanao hoe: Esory amin'ny tany ilehio, fa tsy tokony hovelomina izy!

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 22

Jereo Asan'ny Apostoly 22:22 amin'ny teny manodidina.