28 Ary ny mpifehy arivo namaly hoe: Vola be no nahazoako izany voninahitra izany. Fa hoy Paoly: Izaho kosa efa nanana izany hatry ny fony vao teraka.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 22
Jereo Asan'ny Apostoly 22:28 amin'ny teny manodidina.