Asan'ny Apostoly 22:5 MG1865

5 ary ny mpisoronabe sy ny loholona rehetra no vavolombeloko, sady izy no nandraisako taratasy ho amin'ny rahalahy, dia nankany Damaskosy aho, mba ho entiko am-patorana hankany Jerosalema koa izay hita teo, mba hampijalina.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 22

Jereo Asan'ny Apostoly 22:5 amin'ny teny manodidina.