30 Ary rehefa voalaza tamiko fa nisy nikasa hanotrika hisambotra an-dralehilahy, dia naniraka faingana hitondra azy aminao aho, ary ny mpiampanga koa nasaiko hilaza atỳ anatrehanao izay iampangany azy.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 23
Jereo Asan'ny Apostoly 23:30 amin'ny teny manodidina.