5 Ary hoy Paoly: Tsy fantatro fa mpisoronabe izy, ry rahalahy; fa voasoratra hoe: Aza miteny ratsy ny mpanapaka ny firenenao (Eks. 22. 27).
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 23
Jereo Asan'ny Apostoly 23:5 amin'ny teny manodidina.