Asan'ny Apostoly 23:9 MG1865

9 Ary nisy antsoantso maharenina teo, ary ny mpanora-dalàna sasany, izay isan'ny antoko atao hoe Fariseo, nitsangana dia niady hevitra ka nanao hoe: Tsy hitanay izay helok'io lehilahy io; fa sao fanahy na anjely no niteny taminy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 23

Jereo Asan'ny Apostoly 23:9 amin'ny teny manodidina.