Asan'ny Apostoly 24:27 MG1865

27 Ary rehefa afaka roa taona, dia Porsio Festosy no nandimby an'i Feliksa; ary Feliksa ta-hahazo sitraka tamin'ny Jiosy, ka dia mbola navelany ho mpifatotra ihany Paoly.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 24

Jereo Asan'ny Apostoly 24:27 amin'ny teny manodidina.