3 Hianao no ahazoanay fiadanana lehibe, ary ny fitondranao efa nampandry tsara ity firenena ity; koa raisinay amin'ny fankasitrahana mandrakariva eny tontolo eny izany, ry Feliksa tsara indrindra ô.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 24
Jereo Asan'ny Apostoly 24:3 amin'ny teny manodidina.