Asan'ny Apostoly 25:5 MG1865

5 Koa izay manam-pahefana eo aminareo, hoy izy, no aoka hiara-midina amiko ka hiampanga an-dralehilahy, raha manan-keloka izy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 25

Jereo Asan'ny Apostoly 25:5 amin'ny teny manodidina.