Asan'ny Apostoly 26:23 MG1865

23 fa Kristy tsy maintsy mijaly ary ho voalohany hitsangana amin'ny maty ka hitory fahazavana amin'ny olona Isiraely sy amin'ny jentilisa.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 26

Jereo Asan'ny Apostoly 26:23 amin'ny teny manodidina.