Asan'ny Apostoly 26:25 MG1865

25 Fa hoy Paoly: Tsy very saina aho, ry Festosy tsara indrindra, fa mandahatra tenin'ny fahamarinana sy ny fahononana.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 26

Jereo Asan'ny Apostoly 26:25 amin'ny teny manodidina.