29 Ary hoy Paoly: Mangataka amin'Andriamanitra aho, fa na amin'ny mora, na amin'ny sarotra, tsy ianao ihany, fa izay rehetra mandre ahy anio, dia hitovy amiko, afa-tsy amin'ireto gadra ireto ihany.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 26
Jereo Asan'ny Apostoly 26:29 amin'ny teny manodidina.