10 ka nanao taminy hoe: Ry tompokolahy ô, hitako fa izao fandehanana izao dia hisy fahasimbana sy fatiantoka be ihany, ka tsy amin'ny entana sy ny sambo ihany, fa ny aintsika koa aza.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 27
Jereo Asan'ny Apostoly 27:10 amin'ny teny manodidina.