Asan'ny Apostoly 27:2 MG1865

2 Ary rehefa nirotsaka an-tsambo avy any Adramytena izay efa handeha hitety ny sisin-tanin'i Asia izahay, dia lasa nandeha; ary niaraka taminay Aristarko Makedoniana avy any Tesalonika.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 27

Jereo Asan'ny Apostoly 27:2 amin'ny teny manodidina.