33 Ary raha mbola tsy nazava ny andro, dia niangavy tamin'ny olona rehetra Paoly mba hihinan-kanina ka nanao hoe: Anio no fahefatra ambin'ny folo andro niandrasanareo, sady nahari-noana ianareo ka tsy nihinana.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 27
Jereo Asan'ny Apostoly 27:33 amin'ny teny manodidina.