Asan'ny Apostoly 27:39 MG1865

39 Ary rehefa nazava ny andro, dia tsy nahalala ny tany izy, fa nahita helodrano anankiray tsara morona, ka teo no nokasainy hampidonana ny sambo, raha azony atao.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 27

Jereo Asan'ny Apostoly 27:39 amin'ny teny manodidina.