Asan'ny Apostoly 27:43 MG1865

43 Fa ny kapiteny ta-hamonjy an'i Paoly, dia nisakana azy tsy hanao izay nokasainy; fa izay nahay nilomano no nasainy hirotsaka aloha ka hilomano ho any amin'ny tany,

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 27

Jereo Asan'ny Apostoly 27:43 amin'ny teny manodidina.