Asan'ny Apostoly 28:19 MG1865

19 Fa raha notoherin'ny Jiosy izany, dia tery aho ka nilaza fa handahatra amin'i Kaisara, nefa tsy mba toy ny manana teny hiampangako ny fireneko tsy akory.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 28

Jereo Asan'ny Apostoly 28:19 amin'ny teny manodidina.