Asan'ny Apostoly 28:2 MG1865

2 Ary tsy kely ny soa nasehon'ny tompon-tany taminay; fa namelona afo izy ka nandray tsara anay rehetra, satria nilatsaka tamin'izay ny ranonorana, sady nangatsiaka ny andro.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 28

Jereo Asan'ny Apostoly 28:2 amin'ny teny manodidina.