Asan'ny Apostoly 28:23 MG1865

23 Ary rehefa nanao fotoana taminy ireo, dia maro no nankeo aminy tao an-trano nitoerany; ary izy nilaza sy nanambara taminy ny fanjakan'Andriamanitra hatramin'ny maraina ka hatramin'ny hariva, ary ny teny eo amin'ny lalàn'i Mosesy sy ny mpaminany no nitaomany azy hino an'i Jesosy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 28

Jereo Asan'ny Apostoly 28:23 amin'ny teny manodidina.