Asan'ny Apostoly 28:27 MG1865

27 Fa efa adala ny fon'ireo olona ireo, ary efa lalodalovana ny sofiny, ary efa nakimpiny ny masony, Fandrao hahita ny masony, sy handre ny sofiny, ary hahalala ny fony, dia hibebaka izy, ka hahasitrana azy Aho. (Isa. 6. 9, 10).

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 28

Jereo Asan'ny Apostoly 28:27 amin'ny teny manodidina.