10 Ary fantany tsara fa io no ilay nipetraka teo amin'ny vavahady Itsaraendrika eo amin'ny tempoly mba hiantrana; dia gaga sady talanjona ny olona noho izay tonga tamin-dralehilahy.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 3
Jereo Asan'ny Apostoly 3:10 amin'ny teny manodidina.