Asan'ny Apostoly 3:13 MG1865

13 Andriamanitr'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba, Andriamanitry ny razantsika, no nanome voninahitra an'i Jesosy Mpanompony, Izay natolotrareo sy nolavinareo teo anatrehan'i Pilato, rehefa nokasainy halefa.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 3

Jereo Asan'ny Apostoly 3:13 amin'ny teny manodidina.