Asan'ny Apostoly 3:22 MG1865

22 Fa Mosesy nilaza hoe: Mpaminany no hatsangan'i Jehovah Andriamanitra ho anareo avy amin'ny rahalahinareo, tahaka ahy; izy no hohenoinareo amin'izay rehetra holazainy aminareo.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 3

Jereo Asan'ny Apostoly 3:22 amin'ny teny manodidina.