Asan'ny Apostoly 4:23 MG1865

23 Ary rehefa nalefa izy roa lahy, dia tonga teo amin'ny namany ka nanambara izay rehetra nolazain'ny lohan'ny mpisorona sy ny loholona taminy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 4

Jereo Asan'ny Apostoly 4:23 amin'ny teny manodidina.