Asan'ny Apostoly 4:25 MG1865

25 ary ny Fanahy Masina no nampitenenanao an'i Davida razanay sady mpanomponao hoe: Nahoana no mitabataba ny jentilisa, Ary misaina anoano foana ny firenena?

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 4

Jereo Asan'ny Apostoly 4:25 amin'ny teny manodidina.