Asan'ny Apostoly 4:4 MG1865

4 Kanefa maro tamin'izay nandre ny teny no nino, ka dia tonga tokony ho dimy arivo no isan'ny lehilahy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 4

Jereo Asan'ny Apostoly 4:4 amin'ny teny manodidina.