Asan'ny Apostoly 5:12 MG1865

12 Ary ny tanan'ny Apostoly no nanaovana famantarana sy fahagagana maro teo amin'ny vahoaka; ary izy rehetra niray saina teo amin'ny Fialofan'i Solomona;

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 5

Jereo Asan'ny Apostoly 5:12 amin'ny teny manodidina.